Mpandray anjara: Ireo mpilasy |
Nanambatra ny sary : Rolls Rafam. |
Tsy mahita ny sary ve? Ampidino avy ato ny "player plug-in" avy amin'ny 'Microsoft'
|
Tontosa soamantsara ny lasy tsimoka nokendrena andraisan'ireo zaza malagasy mipetraka aty ivelany anjara. Ny tanjona dia ny ampahalala bebe kokoa
ny fomba fiainana any Madagasikara, ny fahalalana ny Nosy malalantsika, izany dia nohezahina handrakotra ny lafiny rehetra.Natao koa ilay izy ahafahan'ireo zaza ireo manana fototra amin'ny fiaviana.
|
|
Fisaorana ho an'i Allain Rasolofoson Misy sary avy aminy ireto aseho eto ireto. |
20-21-22 AOGOSITRA 2005. FANASANA - FILAZALAZANA - FISORATAN'ANARANA. |